У вашего броузера проблема в совместимости с HTML5
Fampianarana momba "Ny fotoana" "Eny amin’ ny tany tsara ho fiandrasana no hiandrasako azy, ary eny an-tendrombohitra avon’ ny Isiraely no ho tany hiandrasana azy; ao no handriany amin’ ny tany tsara, ary eny amin’ ny fiandrasana tsara ahitra [Heb. matavy] no hihinanany, dia any an-tendrombohitry ny Isiraely. Izaho no hiandry ny ondriko, ary Izaho no hampandry azy, hoy Jehovah Tompo. Ny very hotadiaviko, ny voaroaka hampodiko, ny folaka hohamarako, ny malemy hohatanjahiko; fa ny matavy sy ny matanjaka kosa dia haringako ka handrasako amin’ ny fitsarana." Ezekiela 34: 14-16 Pastora Randrianasolo Joseph Docteur PhD en Théologie